Mg | Fr | En
GFMC GFMC
  • Ny momba ny GFMC
    • FOIBE FANARAHA-MASON'NY AFO MANERAN-TANY
      • Ny momba ny GFMC
      • Mpiara miombon’antoka sy mpanohana ny GFMC
      • Fandaharan’asa voalahatry ny GFMC
      • Fifandraisana
      • Vondron’asa ekolojia momba ny afo
        • Ekolojia momba ny afo
        • Fikarohana
        • Famoahana vokam-pikarohana
        • Fanohanan-kevitra « Doctorat »
        • Fanohanan-kevitra « Diplôme »
        • Taranja
        • Fakiolte fampianarana ny Tontolo Iainana sy ny loharanon-karena voajanahary
        • Oniversite Freiburg
  • Ny momba ny REAFMRC
  • Fifanarahana iraisam-pirenena
    • Tambajotra eran-tany miady amin’ny doro ala (GWFN)
      • Fandraisana GWFN
      • Fidirana mivantana amin’ireo Faritra 14 miady amin’ny doro ala
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Eorazia
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Eoropa Atsimo atsinanana/Caucasus
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any amin’ny faritra ambany Eorazia
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Azia afovoany
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Azia avaratra
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Azia Atsimo
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Azia Atsimo Atsinanana (ASEAN)
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Azia Atsimo (AFAC)
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Afrika atsimon’I Sahara (Afrifirenet)
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Amerika Avaratra
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Amerika Atsimo
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Mezoamerika
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any Karaiba
      • Tambajotra miady amin’ny doro ala any amin’ny faritra mediteranea (vondron’asa miady amin’ny doro ala ao “Silva Mediteranea”
  • Vinavina isan’andro ny toetry ny afo
  • Angondrakitry ny afo mirehitra
  • Fanaraha-maso ireo faritra may
    • FANARAHA-MASO IREO FARITRA MAY
      • Fanaraha-maso isam-bolana ireo faritra may
        • Madagasikara
        • Afrika atsinanana
      • Fanaraha-maso isan-taona ireo faritra may
        • Madagasikara
        • Afrika atsinanana
  • Menu

NY IVOTOERAM-PITANTANANA NY AFO ETO AMIN’NY FARITRA ATSINANAN’NY AFRIKA (REAFMRC)


Andraikitry ny REAFMRC

Ny ivotoeram-pitantanana ny afo ao amin'ny faritra Atsinanan’ny Afrika (REAFMRC) dia misahana ny fanomezana, fitahirizana ary fandikana ireo vaovao siantifika sy ara-teknika ary ireo angona avy amin’ny sarin-janabolana momba ny afo ara-potoana sy hatrizay ho an’ireo firenena any amin'ny faritra atsimon'i Sahara, indrindra fa aty Afrika Atsinanana. Ankoatra izany, ny ivotoerana dia mandray anjara amin'ny fampifandraisana akaiky ireo sampana mpanara-maso ny doro ala mba hahazoana vaovao fanairana mialoha ny mety ho toetry ny afo, ny loza ateraky ny afo ary ny fanaraha-maso ny faritra may. Noho izany, ny REAFMRC dia :

  •  Mamoaka, mitahiry, mandika ary manaparitaka ireo angon-kevitra ara-siantifika, ara-teknika sy ireo angona avy amin’ny sarin-janabolana ara-potoana sy hatrizay.
  •  Mandamina fifampidinihana izay mikendry ny hanairana sy hampiroborobo ny fiaraha-miasa eo amin'ireo mpanapa-kevitra avy amin'ny sehatra rehetra mifandraika amin'ny fomba fitantanana ny afo amin’ny faritry ny endrin-tontolo ho toy ny fepetra takiana amin'ny fampiharana ny politikam-pirenena momba ny fanajariana ny tany sy ny tontolo iainana.
  •  Manampy amin’ireo fiofanana avo lenta momba ny fitantanana ny afo miaraka amin'ny fampiharana eny antsehatra ho an'ireo matihanina miasa amin'ny andrim-panjakana manana andraikitra amin'ny fitantanana ny afo eo amn’ny faritry ny endrin-tontolo na ny fampihenana ny loza mety hitranga (hitatao/hiseho).
  •  Manampy ireo manampahefana eto antoerana amin'ny fifandraisany amin'ny firaisamonim-pirenena sy ny fandraisany anjara mavitrika amin'ny fisorohana ny doro ala sy ny fampihenana ny loza mety hitranga (hitatao/hiseho), indrindra eo amin'ny fiaraha-monina eo an-toerana.

Andraikitry ny GFMC

  •  Mpandrindra sy Sekretera, Tambajotra manerantany miady amin’ny doro ala (GWFN) ary Vondrona mpanolontsaina miady amin’ny doro ala UNISDR (UNISDR-WFAG)
  •  Mpitantsoratra vonjimaika, Rafitra iraisam-pirenenan amin’ny Fiomanana ny Afo (IWPM)
  •  Mpitantsoratra, Vondrona Iraisam-pirenenina miasa amin'ny fiaramanidina miady amin’ny afo (IFAWG)
  •  Mpandrindra, Ekipa Eorazianina manampahaizana manokana amin'ny fomba Fitantanana ny afo anivon’ny endrin-tontolo

Vinavina isan’andro ny toetry ny afo

Angondrakitry ny afo mirehitra

Fanaraha-maso isam-bolana ireo faritra may

Fanaraha-maso isan-taona ireo faritra may


logo
logo
logo

 

© Foibe fanaraha-mason’ny afo maneran-tany (GFMC) / Vondrona Fikarohana momban’ny Ekolojian’ny afo
Ny fitaovana rehetra vokarin’ny GFMC na IFFN (Filazam-baovao maneran-tany momba ny doro Ala) dia tsy maintsy voatonona araka ny tokony ho izy. Ny zon’ny mpamorona ny fitaovana nomen’ny fikambanana hafa na boky sy ireo rohy mifandray amin’ity tranokala ity dia tsy maintsy hajaina. Voarara ny mamoaka na mampiasa sary navoakan’ny GFMC sy ireo mpamatsy hafa tsy nahazoana alalana an-tsoratra.

Ampandehanin’i LLandDev